Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Et si...

Et si...

Je me suis agenouillé pour prier, mais pas pour longtemps, J’avais beaucoup à faire. Je devais me dépêcher et commencer à travailler Pour les factures qui bientôt arrivaient à échéance. Donc, je me suis agenouillé et j’ai dit une prière pressée, Et je...

Lire la suite

Maninona moa?

Maninona moa?

Maro ireo olona hoe tsy mbola vonona na hoe manao fanahiniana fotsiny hoe tsy miherika any amin' Andriamanitra na dia fantany zao aza hoe misy ary mitady azy hatrany ny Tompo Andriamanitra. Nefa inona moa no hoe very na hie faty antoka raha hoe manantona...

Lire la suite

Tsara ny Tompo

Tsara ny Tompo e Maro ny zavatra sy ny epreuve lalovanay am zao fotoana zao fa tena tsapanay tanteraka fa miasa ny Tompo rehefa ankininao aminy ny fiainanao na tsara na ratsy Fa hoy ny teniny manao hoe "Raha amin'ny olona ,dia zavatra tsy hainy izany...

Lire la suite

Misaotra Tompo

Misaotra Tompo

Tompo o, Misaotra Anao aho anio ny amin' ny fahasoavana rehetra nataonao sy narotsakao tamin' ny fiainako. Misaotra anao aho Tompo noho ny fitahiana rehetra nataonao tamiko. Tsy hitsahatra ny hidera sy hankalaza ny Anaranao aho satria mendrika izany Ianao....

Lire la suite

Tsara Jesosy

Tsara Jesosy

Mba fantatrao ve moa hoe ny zavatra rehetra andalovanao eo amin' ny fiainanao dia tena hoe efa voalahatra hatramin' ny voalohany hoe ho lalovanao. Ny fiainantsika dia efa fantatr' Andriamanitra Ray daholo ny ho avin- tsika rehetra satria Izy no nahary...

Lire la suite

Fiainana mandrakizay

Inona moa ny tanjon' ny olona tsirairay eo amin' ny fiainany? Samy manana ny zavatra havaliny avy ny isan' olona raha ny momba izany. Ao ny hilaza hoe ny fianarana, ao koa ny hilaza hoe hanambola sy harena, hanana ny ampy sns... Nefa inona marina moa...

Lire la suite