Hankino Aminy

Publié le par Took

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
M
Tsara ny Tompo e
Maro ny zavatra sy ny epreuve lalovanay am zao fotoana zao fa tena tsapako tanteraka fa miasa ny Tompo rehefa ankininao aminy ny fiainanao na tsara na ratsy
Fa hoy ny teniny manao hoe "Raha amin'ny olona ,dia zavatra tsy hainy izany ; fa tsy mba tahaka izany amin'Andriamanitra ; fa ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra" Matio 10.27
Ary tena Tompo fidele sy tiantsika izy Amen
Mahagaga tsy takatrin' ny saintsika ny asa Tanana rehefa tena miasa izy
Vavaka kely ho famaranako azy
Tompo o tsy mitsahatra midera ny halebeanao zahay ,misaotra hono ny Fitiavanao ,noho ny Famindramponao ,noho ny Fideleenao ,Fa tsapanay tokoa Tompo fa miasa isan'andro ato an tokatranonay enao
Tsara enao Tompo ;au nom de Jesus Amen
Aza mitsahatra mitady ny tavan-Tompo fa tsara izy
Répondre
T
tahian'ny Tompo isika rehetra!
Répondre
S
Toky sy Mina!tena faly za fa manankina Aminy tanteraka ny fiainanareo ianareo...Izay no hery sy tanjatsika isan'andro d mahereza!sasa zokinareo
Répondre